Monday, March 22, 2010

Guitar Scales @ Chordbook.Com

Thumbnail via WebSnapr: http://www.chordbook.com/guitarscales.php

Mahafinaritra ahy manko le resaka gitara, de ty ndray zaraiko aminareo. Fijerena accord, ao ihany koa ny fianarana scales (mesures). Raha te handeha lavidavitra afaka jerena koa amin’ito

Thumbnail via WebSnapr: http://tones.wolfram.com/generate/advanced.html?pitch

http://tones.wolfram.com/generate/advanced.html?pitch

Guitar Scales @ Chordbook.Com

Monday, January 05, 2009

Echo Web Framework concurrence ho an’ny silverlight ve ity?

Tsy manana olana loatra aho manoloana an’i silverlight sy ny ho aviny. Ny tena manahirana aminy fotsiny dia ity izy mi-“imposer” framework vaovao hasolo ny web efa mahazatra antsika ka ilana fametrahana milina “microsoft” isaky ny client mba ahafahana mampiasa azy.

Ny java, javascript, php sns anefa dia manana milina azy manokana izay mipetraka ao @ serveur ka tsy ilana milina hafa any @ coté client.

Inty eto Echo3 n’i nextapp izay toa ahavitana zavatra mahavariana, mifanahatsahana @ silverlight na dia tsy mampiasa afatsy AJAX n’i Java sy javascript aza izy.

Maivana ihany koa ny fampiasana azy ao @ browser client.

Thumbnail via WebSnapr: http://echo.nextapp.com/site/

Inty eto ny demo

Thumbnail via WebSnapr: http://demo.nextapp.com/echo3csjs/ 

Echo Web Framework | Developer information for creating AJAX web applications using the Echo2 and Echo3 frameworks

 

N.RHEVI

Monday, December 29, 2008

Fampianarana informatique débuttant @ alàlan’ny sary. Maimaimpoana (saingy@ teny anglisy)

Araka ny fangatahan’ny namana teto hoe, mba aiza ny toerana ahitana cours  na fampianarana informatique. Dia indro omeko anareo ity rohy ity izay misy fampianarana tsotsotra informatique ho an’izay tena vao manomboka. Hitanao ao ireto:

MICROSOFT OFFICE

Access , 2003 , Access , 2007 , Excel , 2003 , Excel , 2007 , PowerPoint , 2003 , PowerPoint , 2007 , Publisher , 2003 , Publisher , 2007 , Word , 2003 , Word , 2007

OPENOFFICE.ORG

Base , 2.x , Calc , 2.x , Impress , 2.x , Writer , 2.x

WEB  LAYOUT

HTML , & , CSS

WEB PROGRAMMING

MySQL , Basics , PHP , Basics , Perl , Basics

Thumbnail via WebSnapr: http://inpics.net/

 

In Pictures: Online computer tutorials based on pictures. Free.

Aza mbola mandeha lavitra aloha, inty koa eto site anankiray mampianatra informatique @ alàlan’ny illustration tsara. Na dia @ teny anglisy aza ilay izy, ireo captures d’ecran iscankarazany dia manampy tokoa @ fianarana. Somary efa lavidavitra kokoa ny zavatra ampianariny:  PowerShell , VMware , Server , Xen , Virtualization , Windows , Server 2008 , Security+ , Ubuntu , Linux , Ubuntu , Desktop , Fedora , Linux , Fedora , Desktop , OpenSUSE , Desktop , C# , Visual , Basic , MySQL , PHP , JavaScript , Ruby , Windows , Networking , Web Development ,

Thumbnail via WebSnapr: http://www.techotopia.com

dia mankafiza ary

Dr N.RHEVI

Tuesday, December 23, 2008

Afaka manoratra code bar mampiasa ity logiciel ity: Barcode Writer in Pure PostScript

 

Thumbnail via WebSnapr: http://www.terryburton.co.uk/barcodewriter/Efa elaela ihany izay nitadiavako logiciel gratos ahafahana mi-imprimer code barre izay, ka inty eto hita. Kamo manko ny tena hoe hanoratra logiciel hiprint code barre. Misy ihany ny vahaolana toy ny fampiasana barcode font , izay matetika amidin-ndry zalahy. Ao ihany koa ny fampiasana logiciel specifique izay tsy maintsy mila imprimante specifique ihany koa.

Fa ity eto ity toa azo multiplatforme no koa open  source. Jereo ato @ google code ny source-ny http://postscriptbarcode.googlecode.com/svn/

Ireto koa aza efa misy logiciel afaka mampiasa azy avy hatrany. Koa dia mirary anareo hahita ny mahasoa.

ScribusScribus for Linux and Windows users.

KBarcode KBarcode is for Linux and KDE 3.

pst-barcode pst-barcode  for the LaTeX document publishing system.

Ruby Ghostscript Barcode Ruby Ghostscript Barcode  for PDF document generation.

Web-based demo Web-based generator

Mandrapanoratra

N.RHEVI

Barcode Writer in Pure PostScript

Monday, December 22, 2008

Recherche na find sur Linux

Using the ‘find’ command with Linux - Simple Help

 

Thumbnail via WebSnapr: http://www.simplehelp.net/2008/12/18/find-with-linux/*

Efa elaela ihany aho no nitady an’ity fomba fampiasana find @ linux ity. Fa androany aho vao nahita t@ article nomen’i Simplehelp.

Toa tsotsotra tsy araka ny nieritreretako azy akory ilay iz. Mila fahazarana ihany koa ny fampiasana azy. Sur ligne de command moa no fampiasana ny find, fa mino aho fa misy GUI koa any ho any ahafahana manao ny find. Rehefa mahita anzay aho na koa ianreo dia mba ilazao ny tanàna.

Raha fintiniko dia toy izao no fam:piasana azy

 

# find [where to search] [criteria]

A simple example of its usage is:

# find -name “*.txt”

# find -mmin –45

# find -mmin +15 -mmin –25

# find -maxdepth 2  -name “*.txt”

# find -name “*.txt” > /tmp/search.log

 

N.RHEVI

Recherche na find sur Linux

Using the ‘find’ command with Linux - Simple Help

 

Thumbnail via WebSnapr: http://www.simplehelp.net/2008/12/18/find-with-linux/*

Efa elaela ihany aho no nitady an’ity fomba fampiasana find @ linux ity. Fa androany aho vao nahita t@ article nomen’i Simplehelp.

Toa tsotsotra tsy araka ny nieritreretako azy akory ilay iz. Mila fahazarana ihany koa ny fampiasana azy. Sur ligne de command moa no fampiasana ny find, fa mino aho fa misy GUI koa any ho any ahafahana manao ny find. Rehefa mahita anzay aho na koa ianreo dia mba ilazao ny tanàna.

Raha fintiniko dia toy izao no fam:piasana azy

 

# find [where to search] [criteria]

A simple example of its usage is:

# find -name “*.txt”

# find -mmin –45

# find -mmin +15 -mmin –25

# find -maxdepth 2  -name “*.txt”

# find -name “*.txt” > /tmp/search.log

N.RHEVI

Wednesday, June 06, 2007

Législation en matière de PMA en France

Législation en matière de PMA en France

Afin de limiter les dérives, le législateur français a fixé un cadre légal à l’AMP (loi n° 2004-800 du 6 août 2004 relative à la bioéthique).

La partie concernant l’AMP reprend les points suivants :

Qui a droit à la PMA?

- Uniquement les couples hétérosexuels mariés ou apportant une preuve de vie commune d’au moins 2 ans.

(en savoir plus: obtention d'un certificat de concubinage)
- Les 2 membres du couple sont vivants et consentants.

Soulignons qu’aucune limite restrictive d’âge n’est clairement définie dans cette loi, la PMA s’adressant aux couples « en âge de procréer ».

Quelles sont les indications légales de la PMA?

- Infertilité dont le caractère pathologique a été médicalement diagnostiqué.
- Eviter la transmission, à l’enfant ou à un membre du couple, d’une pathologie grave.

Qu'en est-il des dons?

Les techniques de PMA avec assistance d’un donneur sont permises dans les situations suivantes :
- Lorsqu’il existe un risque de transmission d’une pathologie grave à l’enfant ou à un membre du couple.
- Echec des techniques de PMA au sein du couple.

Link to Législation en matière de PMA en France