Afaka manoratra code bar mampiasa ity logiciel ity: Barcode Writer in Pure PostScript
Efa elaela ihany izay nitadiavako logiciel gratos ahafahana mi-imprimer code barre izay, ka inty eto hita. Kamo manko ny tena hoe hanoratra logiciel hiprint code barre. Misy ihany ny vahaolana toy ny fampiasana barcode font , izay matetika amidin-ndry zalahy. Ao ihany koa ny fampiasana logiciel specifique izay tsy maintsy mila imprimante specifique ihany koa.
Fa ity eto ity toa azo multiplatforme no koa open source. Jereo ato @ google code ny source-ny http://postscriptbarcode.googlecode.com/svn/
Ireto koa aza efa misy logiciel afaka mampiasa azy avy hatrany. Koa dia mirary anareo hahita ny mahasoa.
Scribus for Linux and Windows users.
KBarcode is for Linux and KDE 3.
pst-barcode for the LaTeX document publishing system.
Ruby Ghostscript Barcode for PDF document generation.
Mandrapanoratra
N.RHEVI
No comments:
Post a Comment