This summary is not available. Please click here to view the post.
Monday, July 17, 2006
Friday, July 07, 2006

Ho antsika tia fianarana
ity koa atolotro anareo annuaire na formation amin'na IUT maromaro frantsay miaraka aminn'y specialit� tianao ianarana ihnay koa. Tsy ratsy ity lisitra ity fa tena mahasoa tokoa. De aza misalasala mba mijerijery e. Tsra ny fianarana, tsara ny mahay raha.
Publié par
Dr nils
à
10:00 AM
0
commentaires
Publié par
Dr nils
à
9:57 AM
0
commentaires

Les IUT de France
Ho an'ireo izay liana te hianatra amin'ireo IUT teknolojika frantsay. maromaro ihany izy ireo nefa manahirana ihany ny fidirana ao aminy, de mirary anareo rehetra hahavita soa ny fianaranareo avy e. Aza adino fa moramora kokoa ny fahazahoandalana hiditra aminn'ny universit� noho ny amin'ny IUT ary moramora kokoa ny hofan'ny fianarana amin'ireo oniversit�mpanjakana. Tsy manakivy fa dia samy hotahian'Andriamanitra avy e.
Publié par
Dr nils
à
9:01 AM
0
commentaires
Wednesday, July 05, 2006

Mampianatra anao javascript i Morris John, tsara ny fomba fanehoanny sy fanazavany ny codes, ka mahatonga azy ho mora ianarana sy ampiaharina. Mahavariana tokoa ity asatanan'i J Morrison ty. De mazotoa mianatra zalahy eeee
Publié par
Dr nils
à
2:44 PM
0
commentaires

Javascript
Javascript bedebe,eto no ahitanao codes na javascript debe izay azonao ianarana sy ampiasaina @ site web nao. dia mazotoa daholo isika malagasy mampiasa javascript fa toa maivana sy mora ianarana ihany ilay iz. Izy moa no langage tsara ampiasaina raha handravaka site, ary mora ampiasaina kokoa noho ny php izay natokana kokoa ho amin'ny fampidirana kirakira (connection � une base de donn�es) ao anatin'ny site web
Publié par
Dr nils
à
2:41 PM
0
commentaires
Thursday, June 29, 2006

site d'indexes de caches de google, hehehe, IP zao IP zao, hay zany ka tsy servers iray na roa no mitambatra manome an'io google io fa de betsaka be ito ohatra 66.102.9.99 na 66.102.9.147 na 66.102.9.104
Publié par
Dr nils
à
5:29 AM
0
commentaires
